msh_1ch_text_udb/04/01.txt

1 line
202 B
Plaintext

\v 1 Reo avorohotan'i Joda la Fareza, Hezrona, Karmy, Hora, voho Sobala. \v 2 Sobala ro rain'i Reaia . Reaia ro rain'i Jahata. Jahata ro rain'i Ahomay voho Lahada. Reo ro razamben'ny fokon'ireo Zoraita.