msh_1ch_text_udb/06/59.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 59 Namean-drozy ho gnan'ireo avorohotan'i Arona: Asana miaraky amin'ireo tany fihinan'aomby voho Beti-semesy miaraky amin'ireo tany fihinan'aomby ro nagnomeza gnan-drozy gnan'i Geba miaraky amin'ireo tany fihinan'aombiny, Alemeta miaraky amin'ireo tany fihinan'aombiny, voho Anota miaraky amin'ireo tany fihinan'aombiny. Reo tanan-drozy iaby reo la miisa folo teloamby.