msh_1ch_text_udb/04/17.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 17 Reo anaky lahin'i Ezra la i Jareta, Marea, Efera voho Jalona. Zay Egyptiana valin'i Mareda la niteraky gnan'i Miriama, Samay voho Jisba, zay razambeny agny Estemoa. Reo Ro anaky lahin'i Bitia, anaky ampelan'i Farao, zay nivalian'i Mareda. \v 18 Zay Jiosy valin'i Mareda la niteraky gnan'i Jareda, zay niteraky gnan'i Gedora; Hebera, zay niteraky gnan'i Soko; voho Jakotiela zay niteraky gnan'i Zanoa.