msh_1ch_text_udb/02/23.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 23 Nalan'i Gesora voho Arama gny renivohits'i Jaira voho Kenata, miaraky amin'ireo renivohitsy enimpolo magnodidy. Samby avorohotan'i Makira, rain'i Gileada iaby reo olo iaby reo. \v 24 Tadaran'ny nahafatesan'i Hezrona, la nandry niaraky tamin'i Efrata, valin'i Hezrona rainy i Kaleba. Niteraky gnan'i Asora, rain'i ekoa taminy ie.