msh_1ch_text_udb/18/03.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 3 La resin'i Davida Hadarezera, mpanjakan'i Zoba ta-Hamata ao, laha mbo nandeha hametraky gny lalagnany tamorom-bavaranon'i Eofrata Hadarezera. \v 4 Nanambotry sarety arivo raiky, vo mpiondra sovaly, fitoarivo, la mpandeha an-tomboky roa aly i Davida. Nitrengofin'i Davida sovalin'ny sarety iaby reo, fa nanoka an'ize mahampy sarety zato ie.