1 line
444 B
Plaintext
1 line
444 B
Plaintext
\v 7 Teo amin'ireo avorohotan'i Benjamina la Salo anaky lahin'i Mesolama anaky lahin'i Hodavia anaky lahin'i Hasenoa. \v 8 Teo avao koa Jibnia anaky lahin'i Jerohama; Elaha anaky lahin'i Ozy anaky lahin'i Mikry, voho Mesolama anaky lahin'i Sefatia anaky lahin'i Regoela anaky lahin'i Jibnia. \v 9 Reo longon-drozy zay voasoratsy tao amin'ny lisitsy gny tetiharana la niisa 956. Reo johary iaby reo ro mpitariky tamin'ny fokon'ny razamben-drozy. |