msh_1ch_text_udb/04/39.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 39 Nagnagny agnilan'i Gedora rozy, tagny amin'ny ilany antignan'ny lohasaha, mba hila akata ho gnan'ny aondry aman'aosin-drozy . \v 40 Nahita akata maro sady soa rozy. nalalaky , nangingina , sady nilamy io tany io. Fa nipetraky tao reo hamita