1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
\v 19 Gny amin'ireo anaky roe lahin'ny valin'i Hodia, anabavin'i Nahama, gny raiky la niteraky gnan'i Keila zay Garmita. Zay hafa la Estemoa zay Makatita. \v 20 Reo anaky lahin'i Simona la i Amnona, Rina, Ben-hanana, voho Tilona. Reo anaky lahin'i Jisy la Zoheta voho Ben-zoheta. |