msh_1ch_text_udb/02/29.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 29 Gny agnaran'ny valin'i Abisora la Abihaila, sady niteraky gnan'i Abana voho Molida taminy ie. \v 30 Saleda voho Apaima ro anaky lahin'i Nadaba, fa Saleda koala maty tsy nana gnanaky. Jisy ro anaky lahin'i Apaima. \v 31 Sesana ro anaky lahin'i Jisy. Ahelay ro anaky lahin'i Sesana. \v 32 Reo anaky lahin'i Jada, rahalahin'i Samay , la Jareta voho Jonatana. Maty tsy nana gnanaky i Jatera. \v 33 Paleta voho zaza ro anaky lahin'i Jonatana. Reo ro avorohotan'i Jeramela.