msh_1ch_text_udb/01/46.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 46 Lafa maty Hosama, la i Hadada anaky lahin'i Bedada, zay nandresy reo Midianita tagny amin'ny tanin'i Moaba, ro nanjaka nandimby gny toerany.Avita ro agnaran'ny tanany. \v 47 Lafa maty Hadada, la nanjaka teo amin'ny toerany i Samla bakagny Masreka. \v 48 Lafa maty Samla, la nanjaka nandimby gny toerany i Saoly bakagny Rehobota hanahara.