msh_1ch_text_udb/21/28.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 28 Lafa nihitan'i Davida fa namaly gnazy tami-gny famofohan'i Araona igny Jerosita igny Yaveh, la nanao gny soro teo ie tamin'io fotoa io avao. \v 29 La tamizay fotoa zay, gny tabernakelin'i Yaveh, ze nataon'i Mosesy tan-diomoto agny, vo gn'alitara ho gnan'ny fagnatitsy oroa, la tagny ami-tany abo reo tagny Gibeona. \v 30 Kanefa, tsy afaky mandeha tagny mba hangataky gny torolalan-Dranagnahary i Davida , gnantony natahotsy gny mesony gn'anjelin'i Yaveh ie.