msh_1ch_text_udb/21/21.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 21 Lafa niavy tagny amin'i Araona i Davida, la nagnenty Araona ka nahajery gnan'i Davida. Nagnenga gny famofoha ie la nampanongaliky gny tarehiny tami-gny tany tamin'i Davida eo. \v 22 La hoy Davida tamin'i Araona hoe: " Avaroto amiko famofoha toy, mba hahafako hagnery alitara ho gnan'i Yaveh. Haloako gny viliny feno, mba hiala gn'olo gny loza."