msh_1ch_text_udb/21/18.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 18 La nandily gnan'i Gada gn'anjelin'i Yaveh mba hisafa amin'i Davida, fa tokony hiakatry vo hagnory alitara ho gnan'i Yaveh ami-gny famolohan'i Araona eo Jebosita igny i Davida. \v 19 Nohon'izay la lasa niakatry Davida araky gny toromariky kinasan'i Gada nataony ami-gnagnaran'i Yaveh. \v 20 Laha mbo nandisa vary Araona, la nitoliky ie la nahajery anjely igny. La nietaky rozy vo gnanaky lahiny efatry reo.