msh_1ch_text_udb/21/13.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 13 La hoy Davida tamin'i Gada hoe: "Mijaly loatry zaho Engao zahoho lavo an-tagnan'i Yaveh eo manahaky ze antagnan'ny gn'olo eo, gnantony vatany bevata gny famindram-pony." \v 14 Nohon'izay la nandefa loza tamin'i Israely Yaveh, la olo fito aly maty. \v 15 Nandefa anjely tagny Jerosalema Yaveh mba hamotiky an'izay. Laha igny ie fa ho namotiky gnazy igny, la nagnenty Yaveh vo nagnova gny fisaignany tami-gny raty igny. Hoy Ie tamin'i anjely mpamotiky gny hoe: " Ampy zay! Ajanogno gny tagnanao." Tamizay fotoa zay la nitsanga tami-gny famofohan'i Araona eo Jobosita igny gn'anjelin'i Yaveh.