msh_1ch_text_udb/21/06.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 6 Fa Levy vo Benjamina la tsy voaisaky amin-drozy, gnantony mampangoritry gnan'i Joaba gny baibon'ny mpanjaka. \v 7 Nampalahelo an-Ndranagnahary gny fihetsiny, ka la nanafiky gnan'i Israely ie. \v 8 Hoy Davida tamin-Dranagnahary hoe: " Nanota bevata zaho tami-gny fanova an'izay. Ka alao gny heloky gny mpanomponao, gnantony nanao hadala bevata zaho."