msh_1ch_text_udb/21/01.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 1 Nisy fahavalo raiky nanohitry gnan'Israely la nandrisiky gnan'iDavida, mba hagnisaky gn'Israely. \v 2 Hoy Davida tamin'i Joaba vo mpamehy gny tafiky reo hoe: " Mandehana, isaho gn'olon'Israely baka-Beri-sheba ao ka zisiky agny Dana la tatero amiko, mba hahaizako gn'isakin-drozy." \v 3 La hoy Joaba hoe: " La hampitombo abo zato heny gny tafiny Yaveh. Kanefa gny tompoko mpanjaka igny, sa tsy manompo gny tompoko rozy iaby? Nagnino ro mila an'izay gny tompoko? Nagnino ro manday heloky amin'Israely?"