msh_1ch_text_udb/05/16.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 16 Nipetraky tao Gileada, tagny Basana, tao amin'ny renivohiny rozy, sady tao amin'ny tany fihinanam-bilon'i Sarona iaby hatragny amin'ny sisin-taniny. \v 17 Reo iaby reo la voatanisa araky gny tahiry tetiara tamin'ny andron'i Jotama mpanjakan'i Joda voho tamin'i Jerboama mpajakan'Isarely.