\v 38 Reo anaky lahin'i Seira la i Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, voho Disana. \v 39 Reo anaky lahin'i Lotana la i Hori voho Homana, sady Timna ro anabavin'i Lotana. \v 40 Reo anaky lahin'i Sobala la Aliana voho Manahata, Ebala, Sefy, voho Onama. Reo anaky lahin'i Zibona la Aia voho Ana.