\v 4 Reto iaby gny avorohotan'i Joela: gny anakihan'i Joela la i Semaia. \v 5 Gny anaky lahin'i Goga la Simei. Gny anaky lahin'i Simei la Mika. Gny anaky lahin'i Mika la Reaia. Gny anaky lahin'i Reaia la Bala. \v 6 Gny anaky lahin'i Bala la Bera, zay nalan'i Tiglato-pilesera mpanjakan'i Asyria ho babo. Bera la mpitariky tao amin'ny fokon'i Robena.