\v 16 Reo anaky lahin'i Levy la i Gersona, Kehata, voho Merary. \v 17 Reo anaky lahin'i Gersona la Libny voho Semey. \v 18 Reo anaky lahin'i Kehata la Amrama, Jizara, Hebrona, voho Oziela.