\v 5 Reo anaky lahin'i Jafeta la Gomera, Magoga, Maday, Javana, Tobala, Maseta, voho Tirasa. \v 6 Sady reo anaky lahin'i Gomera la Askenaza , Rifata, voho Togarma. \v 7 Reo anaky lahin'i Javana la Elisa, Tarisiky, Kitima, voho Dodanita.