\v 4 Reo eny reo ro naterak'i Davida tao Hebrona, zay nanjakany nandritsa gny fito tao voho enim-bola. Bakeo ie nanapaky nandritsa gny telopolo teloamby tao tao Jerosalema. \v 5 Reto zazalahy efatsy , zay bakamin'i Batsoa anaky ampelan'i Amiela, la naterany tagny Jersalema: Simea, Sobaba, Natana, voho Solomona.