auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-05 15:11:49 +03:00 committed by root
parent 15a440e97c
commit e2bac98694
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Gn'antony gn'asa mifotitry ami-taranak'i Arona reo la reto iaby: Nadaba, Abiho, Eliazara vo Itamara. \v 2 Nadaba vo Abiho la maty talohan'ny gny nahafa
\v 1 Gn'antony gn'asa mifotitry ami-taranak'i Arona reo la reto iaby: Nadaba, Abiho, Eliazara vo Itamara. \v 2 Nadaba vo Abiho la maty talohan'ny gny nahafaty gny baban-drozy. Tsy nana gnanaky rozy, ka niasa manahaky gny mpisoro Eleazara vo Itamara. \v 3 Davida, niaraky tamin'i Zadoka, taranak'i Eleazara, la Ahimeleka, taranak'i Itamara, la nizarazara an-drozy ho antokony ami-gn'asa maha-mpiso