auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-05 15:11:49 +03:00 committed by root
parent 1a60e6b389
commit bda40c2be4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Reo iaby reo la tambany famelezan'ny gny baban-drozy. Mpititiky raha magneno tan-tragnon'i Yaveh ao rozy, miaraky ami-kipantsona reo vo lokanga reo laha nanompo tan-tragnon'i Yaveh ao rozy. Asafa, Jedotona, vo Hermana la tambany fagnaraha-mason'ny mpanjaka, \v 7 Rozy vo rah
\v 6 Reo iaby reo la tambany famelezan'ny gny baban-drozy. Mpititiky raha magneno tan-tragnon'i Yaveh ao rozy, miaraky ami-kipantsona reo vo lokanga reo laha nanompo tan-tragnon'i Yaveh ao rozy. Asafa, Jedotona, vo Hermana la tambany fagnaraha-mason'ny mpanjaka, \v 7 Rozy vo rahalahiny reo ze nanam-pahaiza vo namangy mba hititiky moziky ho gnan'i Yaveh la niisaky 288. \v 8 Nana hitsapaky ho gnan'ny gn'andraikitry reo rozy, mindry iaby, manahaky an'izay ho gnan'ny tanora vo gn'antitry, gny mpampianatry vo gny mpianatry