auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-05 10:50:23 +03:00 committed by root
parent f87f4f3999
commit bc273009ce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Yaveh, nohon'ny gnami-mpanomponao, vo mba hahalefy
\v 19 Yaveh, nohon'ny gnami-mpanomponao, vo mba hahalefy gny fikasa manoka, ro nanovanao an'izao raha bevata zao mba hampisehosehoa an'ireo gn'asanao bevata iaby. \v 20 Yaveh, tsy misy manahaky gnanao, vo tsy misy Ndranagnahary lafa tsy Iha, araky ze fa Njanjinay lalandava. \v 21 Fa ia gny firenena agnabon'ny gny