auto save
This commit is contained in:
parent
bd5cfee2d8
commit
ba37031917
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 Tan-tignana agny la nisy Levita eny, gny tagny avaratsy efatry san'andro, gny tagny antimo afatry san'andro, la Johary kirokiroa roa gny tagny ami-gny tragno fagnajaria.
|
||||
\v 17 Tan-tignana agny la nisy Levita eny, gny tagny avaratsy efatry san'andro, gny tagny antimo afatry san'andro, la Johary kirokiroa roa gny tagny ami-gny tragno fagnajaria. \v 18 Tami-fitsara andrefa ao la nisy soratsy, efatry, efatry tegny ami-gny lala, la roa tami-fitsara ao. \v 19 Reo ro fizaran'ny mpiamby vavahady reo. Rozy la atriky gny taranak'i Kara vo Merary. \
|
Loading…
Reference in New Issue