@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nipetraky teo agnilan-drozy gny mpikambana tao amin'ny fokon'i Gada, teo amin'ny tany Basana hatragny Saleka. \v 12 Gny mpitariky gnan-drozy la Joela, zay lehiben'ny foko , sady Safana ro lehiben'ny foko hafa, sady Janay voho Safata tagny