auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-06 08:49:10 +03:00 committed by root
parent 9ec7a403b5
commit 72503f53e0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Hoy Davida tami-gny fiangona iaby hoe: " Henanizao la misaora gnany Yaveh Ndranagnaharinareo." Gny fiangona iaby, nisaotry gnany Yaveh, Ndranagnaharin'ny gny talohan'ny mpanjaka eo. 21 Gny Hamaray, la nanao soro ho gnan'i Yaveh vo nagnome fagnatitsy oroa ho Gnazy rozy.Nagnome aomby arivo raiky,aondry lahiny arivo raiky,la
\v 20 Hoy Davida tami-gny fiangona iaby hoe: " Henanizao la misaora gnany Yaveh Ndranagnaharinareo." Gny fiangona iaby, nisaotry gnany Yaveh, Ndranagnaharin'ny gny talohan'ny mpanjaka eo. 21 Gny Hamaray, la nanao soro ho gnan'i Yaveh vo nagnome fagnatitsy oroa ho Gnazy rozy.Nagnome aomby arivo raiky,aondry lahiny arivo raiky,la anak'aondry arivo raiky,niaraky tami-gny fagnatitsy inomy voho lako mare ho gnan'Israely rozy.