@ -0,0 +1 @@
\v 24 Mpitariky iaby reo, maramila, la gnanaky lahin'i Davida reo la nagnome fagnenkena gnany Solomona Mpanjaka. \v 25 Namean'i Yaveh voninahitsy tami-gny habevata tagnatrehan'Israely iaby Solomona