auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-05 15:11:49 +03:00 committed by root
parent 9035e70f33
commit 6ee7232d4a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17Nandily mpitariky gn'Israely iaby reo avao koa Davida mba hagnampy gnany Solomona gnanaky lahiny, manao hoe: \v 18 " Mitahy gnanareo Yaveh Ndranagnaharinareo la fa nagnome fiadagna gnanareo tami-gny lafiny iaby. Fa nagnome mpifitakin'ny faritry reo tam-pelatagnako ie. Miaiky agnatrehan'i Yaveh vo gn'olony gnyfaritry. \v 19 Henanizao mila gnany Yaveh Ndranagnaharinareo ami-gny fa
\v 17Nandily mpitariky gn'Israely iaby reo avao koa Davida mba hagnampy gnany Solomona gnanaky lahiny, manao hoe: \v 18 " Mitahy gnanareo Yaveh Ndranagnaharinareo la fa nagnome fiadagna gnanareo tami-gny lafiny iaby. Fa nagnome mpifitakin'ny faritry reo tam-pelatagnako ie. Miaiky agnatrehan'i Yaveh vo gn'olony gnyfaritry. \v 19 Henanizao mila gnany Yaveh Ndranagnaharinareo ami-gny fonareo iaby vo gny fa gnahinareo iaby. Mitsangana vo aoregno gny toera masin'i Yaveh Ndranagnahary. Ka afaky manday gny fiaran'ny fagnenken'i Yaveh vo raha reo ze gnan-Dranagnahary an-tragno ze naory ao hognan'ny gnagnaran'i Yaveh nareo."