auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-05 15:11:49 +03:00 committed by root
parent 222c4a9ebd
commit 40a1709b12
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 La nandily gnan'i Gada gn'anjelin'i Yaveh mba hisafa amin'i Davida, fa tokony hiakatry vo hagnory alitara ho gnan'i Yaveh ami-gny famolohan'i Araona eo Jebosita igny i Davida. \v 19 Nohon'izay la lasa niakatry Davida araky gny toromariky kinasan'i G
\v 18 La nandily gnan'i Gada gn'anjelin'i Yaveh mba hisafa amin'i Davida, fa tokony hiakatry vo hagnory alitara ho gnan'i Yaveh ami-gny famolohan'i Araona eo Jebosita igny i Davida. \v 19 Nohon'izay la lasa niakatry Davida araky gny toromariky kinasan'i Gada nataony ami-gnagnaran'i Yaveh. \v 20 Laha mbo nandisa vary Araona, la nitoliky ie la nahajery anjely igny. La nietaky rozy vo gnanaky lahiny efatry r