auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-31 07:55:49 +03:00 committed by root
parent 19bf7d852b
commit 3792cd1faf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Gny agnaran'ny valin'i Abisora la Abihaila, sady niteraky gnan'i Abana voho Molida taminy ie. \v 30 Saleda voho Apaima ro anaky lahin'i Nadaba, fa Saleda koala maty tsy nana
\v 29 Gny agnaran'ny valin'i Abisora la Abihaila, sady niteraky gnan'i Abana voho Molida taminy ie. \v 30 Saleda voho Apaima ro anaky lahin'i Nadaba, fa Saleda koala maty tsy nana gnanaky. Jisy ro anaky lahin'i Apaima. \v 31 Sesana ro anaky lahin'i Jisy. Ahelay ro anaky lahin'i Sesana. \v 32 Reo anaky lahin'i Jada, rahalahin'i Samay , la Jareta voho Jonatana. Maty tsy nana gnanaky i Jatera. \v 33 Paleta voho zaza ro anaky lahin'i Jonatana. Reo ro avo