auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-07-31 17:05:10 +03:00 committed by root
parent 0344090998
commit 164fc01602
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Reo anaky lahin'i Jisakara efatsy la i Tola,Poa, Jasoba voho Simrona. \v 2 Reo anaky lahin'i Tola la Ozy,Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama voho Samoela. Rozy ro lohany ao amin'ny fianakavian'y rain-drozy, bakamin'ny avorohotan'iTo
\v 1 Reo anaky lahin'i Jisakara efatsy la i Tola,Poa, Jasoba voho Simrona. \v 2 Reo anaky lahin'i Tola la Ozy,Refaia, Jeriela, Jamay, Jibsama voho Samoela. Rozy ro lohany ao amin'ny fianakavian'y rain-drozy, bakamin'ny avorohotan'iTola voho rozy la isan'ireo mpialy mahery tamin'ny andron-drozy. 22,600 ro isan'ireo tamin'ny andron'i Davida. \v 3 Gny anak'i Ozy la i Jizrahia.Reo anaky lahiny la Mikaela, Obadia, Joela, voho Jisia, rozy limy reo la mpitariky foko i