2021-07-30 16:08:31 +00:00
|
|
|
\v 49 Lafa maty Saoly, la nanjaka nandimby gny toerany i Bala-hanana anaky lahin'i Akbora. \v 50 Lafa maty Bala-hanana anky lahin'i Akbora, la nanjaka nandimby gny toerany i Hadara. Pao ro agnaran'ny tanany. Gny agnaram-baliny la Mehetabela anaky ampelan'i Matreda anaky ampelan'i Me-zahaba.
|