2021-07-31 04:55:49 +00:00
|
|
|
\v 5 Hezrona voho Hamola ro anaky lahin'i fareza. \v 6 Reo anaky lahin'i Zera koa la Zimry, Etana, Hemana, Kalkola, voho Dara, limy gny fitambarany. \v 7 Gny anaky lahin'i karmy la i Akara, zay nanday finkorontana teo amin'Israely iaby nangalatsy zay voatoka ho gnan-Dranagnahary ie. \v 8 Azaria ro anaky lahin'i Etana.
|