msh_1ch_text_udb/03/01.txt

1 line
415 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-07-31 04:55:49 +00:00
\v 1 Sady reto iaby gny anaky lahin'i Davida zay naterany tagny Hebrona:' Amnona ro anaky lahiny voalohany, anak'i Ahinoama bakagny Jezirela; Daniela ro faharoe , anak'i Abigaila bakagny Karmla; \v 2 Absaloma, anak'i Maka, anaky ampelan'i Talmay mpanjakan'i Gesora ro fahatelo. Adonia anaky lahin'i Hagita ro fahaeatsy; \v 3 Sefatia anaky lahin'i Abitala ro fahalimy; Jitreama anaky lahi'i Egla valiny ro fahaeny.