msh_1ch_text_reg/17/01.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 1 Lafa tafapetraky tan-tragnony ao gny mpanjaka, la hoy i tamin'i Natana mpagnambara hafatry hoe: " Ingo, mipetraky agnaty tragno sedera zaho, nefa gny fiaran'ny fagnenken'i Yaveh la nijano ambany lay ao". \v 2 La hoy Natana tamin'i Davida hoe: " Mandehana, atavo ze am-panao, ao fa mitahy gnanao Ndranagnahary".