msh_1ch_text_reg/05/25.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 25 Kanefa tsy nahatoky gny Ndranarin'ireo razambeny rozy. Fa koa , nanampo gny ndranagnahan'ireo vahoakan'ny tany, zay fa noravan-Dranagnahary teo agnatrehan-drozy. \v 26 Zay Ndranagnahan'Israely nampirisiky gnan'i Pola mpanjakan'i Asyria(atao hoe Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Ayria). Nalefany sesi-tany reo Robenita, Gadita, sady gny antsasaky gny fokon'i Manase. Nandesiny tagny Hala Habora, Hara, voho tagny amin'ny reniranon'i Gozana rozy, zay hipetrahan-drozy mandrak'androany.