msh_1ch_text_reg/05/14.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 14 Reo olo voatogno agnara agnabo reo ro avorohotan'i Abihaila, voho Abihaila la anaky lahin'i Hory. Hory la anaky lahin'i Jaroa. Jaroa la anaky lahin'i Gileada, Gileada la anaky lahin'i Mikaela. Mikaela la anaky lahin'i Jesisay.Jesisay la anaky lahin'i Jado. Jado la anaky lahin'i Boza. \v 15 Ahia anaky lahin'i Abdiela anaky lahin'i Gony, ro loham-pianakavian'ny rain-drozy.