plt_tq/rom/01/01.md

8 lines
353 B
Markdown

# Tamin'ny inona no nampanantenain'Andriamanitra ny filazan-tsara talohan'ny andron'i Paoly?
Taloha Andriamanitra dia nampanantena ny filazantsara tamin'ny alalan'ireo mpaminany ao amin'ny soratra masina.
# Teraka avy amin'ny taranak'iza ny Zanak'Andriamanitra araka ny nofo?
Teraka avy amin'ny taranak'i davida ny Zanak'Andriamanitra araka ny nofo.