# Mitovy amin'Andriamanitra ve ny sampy? Tsia. Ny sampy eto amin'izao tontolo izao dia tsinontsinona, ary tsy misy afa-tsy Andriamanitra iray ihany. # Iza ilay Andriamanitra iray? Andriamanitra ilay Ray ihany no misy. Avy Aminy ny zava-drehetra, ary mivelona ho Azy isika. # Iza ilay Tompo iray? Tompo Jesosy Kristy iray ihany no misy, izay amin'ny alalany no mampisy ny zava-drehetra, ary amin'ny alalany no hisiantsika.