9 lines
389 B
Markdown
9 lines
389 B
Markdown
|
# Inona ary no nataon'ilay tompo tamin'ilay manompo?
|
||
|
|
||
|
Natolotr'ilay tompo tany amin'ny mpampijaly ilay mpanompo ambara-panefany ny trosany rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nambaran'i Jesosy fa hataon'ny Ray raha tsy mamela ny rahalahintsika amin'ny fo isika?
|
||
|
|
||
|
Nambaran'i Jesosy fa ho tahaka ny nataon'ilay tompo tamin'ilay mpanompo no hataon'ny Ray amintsika raha tsy mamela ny rahalahintsika isika.
|
||
|
|