9 lines
376 B
Markdown
9 lines
376 B
Markdown
|
# Nahoana i Paoly no tsy te-hahita eo no ho eo ireo olomasina ao Korinto mandritra ny fotoana fohy?
|
||
|
|
||
|
Te-hitoetra maharitraritra miaraka amin'izy ireo i Paoly, raha avelan'ny Tompo.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana i Paoly no nandeha nipetraka any Efesosy mandra-pahatongan'ny Pentekosta?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nipetraka tao Efesosy satria nisokatra ho azy ny varavarana malalaka, ary nisy fahavalo maro tao.
|
||
|
|