8 lines
244 B
Markdown
8 lines
244 B
Markdown
|
# Inona no akopakopaky ny ostritsa am-pireharehana?
|
||
|
|
||
|
Ny elatry ny ostritsa no mikopakopaka am-pireharehana.
|
||
|
|
||
|
# Inona no ataon'ny ostritsa amin'ireo atodiny?
|
||
|
|
||
|
Mandao ireo atodiny eny amin'ny tany izy, ary avelany hafana ao amin'ny vovoka izany.
|