12 lines
458 B
Markdown
12 lines
458 B
Markdown
|
# Amin'ny inona no lazain'i Paoly fa nireharehany?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia nilaza fa nirehareha tamin'ny hazofijalian'ny Tompontsika Jesosy Kristy izy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no manan-danja noho ny famoràna na ny tsy famoràna?
|
||
|
|
||
|
Ny fiainam-baovao no manan-danja.
|
||
|
|
||
|
# Ho amin'iza no irian'i Paoly hipetrahan'ny fiadanana sy famindram-po?
|
||
|
|
||
|
Paoly dia maniry ny fiadanana sy ny famindram-po ho amin'ireo izay miaina araka ny lalàn'ny fiainam-baovao, sy amin'ireo Israelin' Andriamanitra.
|