20 lines
699 B
Markdown
20 lines
699 B
Markdown
# Miresaha aminy ary lazao
|
|
|
|
DH: "Niteny tamin'ilay anjely mba hiresaka amin'i Zakaria i Yaveh ka hanao hoe"
|
|
|
|
# Rantsana
|
|
|
|
Nomen'ilay anjelin'i Yaveh io anarana io i Josoa mpanjaka vaovao. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:8 ihany io anarana io.
|
|
|
|
# Hitombo
|
|
|
|
Ny teny hoe "mitombo" dia teny sarin'ny rantsana izao manomboka mitsimoka. DH: "Hitsimoka izy"
|
|
|
|
# hanangana avo ny famirapiratan' izany
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "nampitombo ny famirapiratan'ny tempoly na 2) "nanangana avo ary nampitafy famirapiratana ho an'ny tempoly mba ho an'ny tenany tahaka ny olona manao akanjo"
|
|
|
|
# hisy ny fahazavan-tsain'ny fiadanana eo amin'izy roa
|
|
|
|
DH: "ho tafaray ireo andraikitry ny mpanjaka sy mpisorona"
|