12 lines
568 B
Markdown
12 lines
568 B
Markdown
# Asandrato ny masonao
|
|
|
|
Io andianteny io dia mandidy olona iray mba hijery ambony amin'ny fanondroana ny mason'izy ireo.
|
|
|
|
# ny firaka fandrakofana
|
|
|
|
Io dia manondro ny fandrakofana mavesatra. Ny firaka dia vy mavesatra.
|
|
|
|
# nisy vehivavy tao ambanin'izany izay nipetraka tao
|
|
|
|
Tsy antonona ara-bakiteny ao anatin'ny harona amin'izany habe izany ny vehivavy iray. Fa ao amin'ny fahitan'i Zakaria kosa, dia antonona tao amin'ny harona izany. Amin'ny fahitana matetika dia hitarina ny haben-javatra. Ny harona sy ny vehivavy dia samy famantarana ary manambara zavatra hafa.
|