plt_tn/mat/16/11.md

16 lines
622 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mampitandrina ireo mpianany ny amin'ireo Fariseo sy Sadoseo i Jesosy.
# Ahoana no tsy ahazoanareo fa tsy momban'ny mofo no nolazaiko anareo?
Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tokony ho azonareo fa tsy tena niresaka momba ny mofo Aho akory"
# masirasiran'ireo Fariseo sy Sadoseo
Eto ny "masirasira" dia maneho hevitra ratsy na fampianaran-diso. Adikao hoe "masirasira" ary aza azavaina ao amin'ny fandikan-teninao ny dikany. Ao amin'ny 16:12 dia ho azon'ireo mpianatra ny dikany.
# izy ireo ... azy ireo
Manondro ireo mpianatra ireo.