36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy milaza ny tenin'Isaia i Matio.
|
|
|
|
# ary tsy hisy olona handre ny feony
|
|
|
|
Eto ny "feo" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Ary tsy hiteny mafy izy"
|
|
|
|
# eny an-dalàna
|
|
|
|
Fomba fiteny izay midika hoe "ampahibemaso" io. DH: "ireo tanàna sy vohitra"
|
|
|
|
# Tsy hanapaka ny volotara torotoro izy; tsy hamono izay lahin-jiro manentona
|
|
|
|
Samy mitovy hevitra ireo teny roa ireo. Ireo dia sarin-teny manamafy fa ho malemy fanahy sy tso-po ilay mpanompon'Andriamanitra. Ny "volotara torotoro" sy "lahin-jiro manentona" dia samy maneho olona kely hery sy maratra fo. Raha mampifangaro be io sarin-teny io dia afaka adikanao aminy heviny ara-bakiteny io. DH: "ho malemy fanahy amin'ireo olona kely hery Izy, ary ho tso-po amin'ireo izay maratra fo"
|
|
|
|
# volotara torotoro
|
|
|
|
"hazo potika"
|
|
|
|
# lahin-jiro manentona
|
|
|
|
Maneho ny lahin-jiro raha vao maty ny afo ka manetroka io.
|
|
|
|
# mandra-panaony
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "Izany no hataony mandra-..."
|
|
|
|
# mandra-panaony ny rariny ho fandresena
|
|
|
|
"mandra-pahatanterany ny fitondrana ny rariny sy famonjena eo amin'ny olona." Ny teny hoe "rariny" dia azo adika hoe "marina" na "mamonjy." DH: "fantatry ny olona fa marina Aho, ary hamonjy azy ireo Aho"
|
|
|
|
# anarany
|
|
|
|
Eto ny "anarana" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "aminy"
|