16 lines
1.1 KiB
Markdown
16 lines
1.1 KiB
Markdown
# notriariny ny akanjony...nanisy vovoka ny lohan'izy ireo ary nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo amin'ny tany teo anoloan'ny fiaran'i Yaveh
|
|
|
|
Nanao izany izy ireo mba hampisehoana an'Andriamanitra hoe ahoana ny alahelo sy fahorian'izy ireo.
|
|
|
|
# Mba hanolotra anay eo an-tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve?
|
|
|
|
Jososa dia nangataka raha izany ny hevitr'Andriamanitra izany no nitondra azy ireo nita an'ny Jordana. D.H: "Nanao izany ve ianareo mba hanolorana anay eo an-tanan'ireo Amorita mba handringana anay?
|
|
|
|
# Mba hanolotra anay eo an-tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve?
|
|
|
|
Ny tanan'ireo Amorita dia maneho ny fanaraha-maso sy herin'izy ireo. Fanolorana ireo Israelita ho eo an-tanany mba handringana azy ireo manambara famelana ny Amorita mba hanana fanaraha-mason'ny Israelita ary handringana azy ireo. D.H: "Mamela ny Amorita ve mba handringana anay?
|
|
|
|
# Raha mba nanana fanapahan-kevitra samihafa mantsy izahay
|
|
|
|
Ny teny "Raha mba" dia mampiseho fa izany dia faniriana ho an'ny zavatra izay tsy mbola niseho. D.H: "Maniry aho ny mba nanantsika fanahan-kevitra samihafa"
|